|
|
|
|

Teny iditra1  alatrano
Singan-teny  2  ala, trano
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany: Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] dehors, hors de la maison
Ohatra  6  Namaky kitay teo alatrano Idada. [2.332#]
7  Nanontany ankizy teo alatrano aloha izy; [2.357#]
8  Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#]

Fivaditsoratra  9  alatrano, naloatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12