Teny iditra | 1 alatsaho |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana alatsaka [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] alatsaho ireo voankazo ireo 4 [1.1] alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao |
Fototeny | 5 latsaka |
Fivaditsoratra | 6 alatsaho, alatsoha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |