Teny iditra | 1 alatsaho |
Fototeny | 2 latsaka |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana alatsaka [Fitanisana] |
Ohatra |
4 [1.1] alatsaho ireo voankazo ireo 5 [1.1] alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao |
Fivaditsoratra | 6 alatsaho, alatsoha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |