Teny iditra | ala tsiny | |
Singan-teny | ala ; tsiny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanadiovantena amin' izay rehetra heverina fa mety hahadiso amin' ny fanaovana azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Freedom from censure or blame. [1.2] | |
Fivaditsoratra | ala tsiny, atsilany, tsiniala |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/10 |