Teny iditra | 1 ala velona |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] alananahary tsy mbola nisy nitrandraka na nikapa |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] forêt vierge, forêt primaire |
Singan-teny | 5 ala, velona |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny ala velona io |
Fivaditsoratra | 7 ala velona, lelavoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |