|
|
|
|

Teny iditra1  alavorary
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao tonga lavorary, tsy misy tsininy, tomombana: Alavorario ny toetranao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be carried out, to be well done
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on accomplit, qu'on exécute bien
Fototeny  6  lavorary
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11