Teny iditra alelika (lelika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mandelika, manototra; atototra: Ireto ranon-tany ireto alelika ny hady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avec quoi on comble, on couvre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : alelika, aleliko, alelikao, aleliny, alelitsika, alelikay, alelikareo, alelik', aleli-
Ny lasa : nalelika, naleliko, nalelikao, naleliny, nalelitsika, nalelikay, nalelikareo, nalelik', naleli-
Ny hoavy : halelika, haleliko, halelikao, haleliny, halelitsika, halelikay, halelikareo, halelik', haleli-
Filaza mandidy : alelefo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31