Teny iditra aleloia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny hebrio voatana mandraka ankehitriny amin' ny fombam-pivavahana kristianina ka ny heviny dia hoe: Derao i Iaveh [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31