|
|
|
|

Teny iditra1  alentika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo
Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be sunk, to be submerged
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans
Ohatra  6  [2.285#] Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady
7  [2.643#] Raha voly ririnina izy, atao fohy tapaka, dia alentika ho difotra anaty tany
Fototeny  8  lentika
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13  alentika, niletaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21