|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aleoko maty
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny tena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] I'd rather be dead
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] mieux vaut mourir
Singan-teny  6  aleo, maty

Teny iditra (2/2)7  aleokomaty
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary ampiasaina ho fanafody fampandoavana (Ganoderma applanatum)
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (aleoko = je préfère, et maty = mort) Ganoderma applanatum (Pers.) Patouillard f. philippinense Humphr. (Champignons, Polyporaceae). Détermination de G. Bouriquet. Ce champignon très dur est réduit en poudre et avalé comme contrepoison ou pour se protéger des maléfices. [Betsimisaraka]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Singan-teny  12  aleo, maty
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14  aleoko maty, aleokomaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13