Teny iditra aleoko maty
Singan-teny aleo ; maty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy I'd rather be dead [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mieux vaut mourir [1.8]

Teny iditra aleokomaty
Singan-teny aleo ; maty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary ampiasaina ho fanafody fampandoavana (Ganoderma applanatum) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] ( aleoko = je préfère, et maty = mort) Ganoderma applanatum (Pers.) Patouillard f. philippinense Humphr. (Champignons, Polyporaceae). Détermination de G. Bouriquet. Ce champignon très dur est réduit en poudre et avalé comme contrepoison ou pour se protéger des maléfices. [1.196]
Anarana siantifika Ganoderma applanatum
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14