|
|
|
|

Teny iditra1  aletra
Fototeny  2  letra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin' izao ao anaty kiraro ny tongotra?
Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qu'on enfonce, qu'on fait pénétrer, qu'on pousse, qu'on presse, qu'on fourre, qu'on introduit avec peine: Tsy azo aletra ao anatin' io hazo io ny fantsika (On ne peut pas enfoncer le clou dans ce bois) ~ Tsy azonao aletra ao anatin' ireo kiraro ireo ny tongotrao (Vous ne pouvez pas faire entrer vos pieds dans ces souliers)
Ohatra  6  Tsy nisy azo natao fa dia naletra fotsiny tany, naforitra ny hatony, ary nodonina hiditra ny tampon-dohany. [2.472]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  aelatr, aletra, elatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21