|
|
|
|

Teny iditra1  alevina
Fototeny  2  levina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny vary vao mitsiry ~ Tany avaratra no nalevina ny fatin' Itompokolahy Ravala
Alentika ila ao anaty tany: Aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be buried
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on enterre
Ohatra  7  Ka raha maty dia ao Ambohimanatrika no alevina. [2.508#]
8  Tokony alevina ao anaty lavaka lalina ny tainy. [2.424#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny alevina io

Fivaditsoratra  15  alevina, avelany, ivelana, niavela

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21