| Teny iditra | 1
Alfred
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Ndremasy (alfred Andriamasy) no nanampy ahy tao amin'ny Foyer pour tous.
[2.356#]
4 Ny 5 Alahamady (17 Febroary) 1864 no nihaonan' ny iraka tamin' ny Prince of Wales sy Prince alfred rahalahiny. [2.366#] |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|