|
|
|
|

Teny iditra1  Alfred    
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  3  Ndremasy (alfred Andriamasy) no nanampy ahy tao amin'ny Foyer pour tous. [2.356#]
4  Ny 5 Alahamady (17 Febroary) 1864 no nihaonan' ny iraka tamin' ny Prince of Wales sy Prince alfred rahalahiny. [2.366#]
Anaran' olona 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10