Teny iditra alijebrika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Algébrique [1.13]
Ohatra Araka ny asan'i Dirk Kreimer sy Alain Connes (sy ny namany) dia azo harindra @ alalan'ny rafitra Hopf alijebirika ny famarana tsy tamba-be [5.mg.http://fizikaavoangovo.blogspot.com/2007/08/vaovao-matematika.html]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11