Teny iditra | 1 alikaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain' ilay mpampiasa azy, hono, izy ka tsy maintsy mitory |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be abused, to be treated as if unworthy of respect. |
Fototeny | 5 alika |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 alikaina, alikanay, ikaliana, ilaikana, laikaina, lakainay, nalaikay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |