Teny iditra alikaina (alika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain' ilay mpampiasa azy, hono, izy ka tsy maintsy mitory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be abused, to be treated as if unworthy of respect. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : alikaina, alikaiko, alikainao, alikainy, alikaintsika, alikainay, alikainareo, alikain', alikain-, alikaim-, alikai-
Ny lasa : nalikaina, nalikaiko, nalikainao, nalikainy, nalikaintsika, nalikainay, nalikainareo, nalikain', nalikain-, nalikaim-, nalikai-
Ny hoavy : halikaina, halikaiko, halikainao, halikainy, halikaintsika, halikainay, halikainareo, halikain', halikain-, halikaim-, halikai-
Filaza mandidy : alikao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20