Teny iditra | 1 alika maty |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty itỳ; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k' itỳ!: mba tena mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k' itỳ! |
Singan-teny | 4 alika, maty |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |