Teny iditra | 1 alikisa |
Singan-teny | 2 alina, isa |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Be dia be tsy tambo isaina, zavontany: Alikisa ny kintana eny an-danitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] In immense numbers, innumerable. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |