Teny iditra | 1 alimanaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Boky misy ny datin' andro rehetra amin' ny herintaona, fanisana andro [1.1] 4 fanisana andro [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 an almanac [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 calendrier [1.13] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |