Teny iditra | alimiaina | |
Singan-teny | alina ; miaina | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Be dia be, mihetsiketsika, mihahohaho: Alimiaina ny olitra amin' io fromazy io [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Innombrable, se dit des êtres vivants [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |