Teny iditra | 1 alimiaina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Be dia be, mihetsiketsika, mihahohaho: Alimiaina ny olitra amin' io fromazy io |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] innombrable, se dit des êtres vivants |
Singan-teny | 5 alina, miaina |
Fivaditsoratra | 6 alimiaina, amilianay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |