|
|
|
|

Teny iditra1  alin-taona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Precocious; premature, as of fruits.
Voambolana  5  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Singan-teny  6  alina, taona

Fivaditsoratra  7  alantonay, alin-taona, ilantoana, taolanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21