Teny iditra (1/2) | 1 alinalina |
Fototeny | 2 alina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Be dia be tsy tambo isaina, zavontany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] innumerable 6 [1.2] thousands upon thousands |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#22, 1.8] innombrable |
Tovy hevitra | 8 alin-kisa |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny alinalina io |
Teny iditra (2/2) | 10 alinalina |
Fototeny | 11 alina |
Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] rather dark, dusky, obscure, murky. |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3#22] un peu nuit, obscur |
Fivaditsoratra | 15 alalaniny, alinalina, nalalinay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |