|
|
|
|

Teny iditra1  alindroa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] indray alina sy indray andro lanina amin' ny torimaso
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] (Literaly two nights) sleeping in the daytime
Singan-teny  5  alina, roa
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny alindroa io

Fivaditsoratra  8  alain-dro, alandroy, alindroa, andalory, andilora, lodirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21