Teny iditra alinkely
Singan-teny alina ; kely
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fotoana isian-javatra manjavozavo toa setroka, izay manalefaka ny hazavan' ny masoandro: Mandoro tevy (na tavy) ny any an' ala, hoy ny filazan' ny Ntaolo
(alin-kely) toetr' andro manjombonjombona noho ny setroky ny mpanao tevy any an' ala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Very cloudy or dark from burning wood, etc. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/19