|
|
|
|

Teny iditra1  alinkely
Singan-teny  2  alina, kely
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fotoana isian-javatra manjavozavo toa setroka, izay manalefaka ny hazavan' ny masoandro: Mandoro tevy (na tavy) ny any an' ala, hoy ny filazan' ny Ntaolo
(alin-kely) toetr' andro manjombonjombona noho ny setroky ny mpanao tevy any an' ala
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] very cloudy or dark from burning wood, etc.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07