Teny iditra | alkôla | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | Alcohol [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Alcool [1.8, 1.13] | |||
Ohatra | Nefa nisy koa ny alkola, nisy tena toaka mahery mihitsy aza.
[2.4] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | alkôla, kalalo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |