|
|
|
|

Teny iditra1  aloatra (loatra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite [1.3]
Ohatra  5  Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo. [2.472]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  Alaotra, alaotra, aloatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20