Teny iditra (1/2) | 1 aloditra |
Fototeny | 2 loditra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina mandambolambo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] ce dont on se sert pour polir, rendre fin, beau, magnifique |
Ohatra |
6 Nisy langilangy iray efa nentiny, io no naloditra tamin' ny vato ny lohany, ary ny feta azo tamin' izany no nahosotra ilay faritra mivonto. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 aloditra |
Sokajin-teny | 12 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.78] [Betsimisaraka]
ranitina |
Fivaditsoratra | 14 adilotra, aloditra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |