|
|
|
|

Teny iditra1  alokely
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vary vitsivitsy (raha maro izy dia atao hoe alobe) maningana masaka alohan' ny namany rehetra eo am-paniriana eny an-tanimbary.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Quelques épis mûrs avant les autres dans un champ de riz de mauvaise venue
5  [1.196] (de aloha = en avant, et kely = petit, en petit nombre) Nom donné à une rizière devenue irrégulière, lorsque quelques panicules du riz mûrissent avant les autres. (voir alobe).
Voambolana  6  Toe-karena: fambolena
Mpanahaka  7  alobe
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  aleliko, alokely

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02