|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alonina
Fototeny  2  alona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ananan' ny sasany alahelo noho ny soa azony na ananany: Nalonin' ny namako aho tamin' ny laharana ambony azoko tamin' ny fanadinana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to be envied
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on jalouse
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  aloñina
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Betsimisaraka] fialan-tsasatra

Fivaditsoratra  14  alanony, alonany, aloñina, alonina, analino, aniloan, anolany, ialonan, ilanona, ilonana, iolanan, laninao, laonina, naalony, nalaony, naloany, naniloa, naolany, nialona, nilanao, niolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08