Teny iditra (1/2) | 1 alozoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asaina ilofosana, iezahana |
Fototeny | 4 lozoka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 alozoka |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Enti-milaza ny hazo anaovana lozoka: Hazo boribory sady mafy tsara halozoka itỳ |
Fototeny | 12 lozoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 17 alazoko, alozoka, azo loka, olakazo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |