Teny iditra alzerianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan' i Tonizia sy Maraoka): Manaraka ny fivavahana silamo ny Alzerianina
Momba an' i Alzeria na an' i Alzeria na avy any Alzeria: Niady mafy ny mponina alzerianina vao nahazo ny fahaleovantenany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Algerian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Algérien, algérienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: algérien.
Mpanahaka  Alzeria

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31