|
|
|
|

Teny iditra1  am-pianahana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Miarabe amim-pianakaviana: Tsy ao angaha Rabe ato avaratra, tompoko? -- Lasa omaly ampianahana any Toamasina izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] parent(s) with child(ren)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] parent(s) et enfant(s) ensemble
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Singan-teny  7  fianahana

Fivaditsoratra  8  am-pianahana, pahamainana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21