Teny iditra | amato | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Sakalava] Andry ampovoany amin' ny rindrina [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | amato | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Bara] sakaiza (ara-panambadiana) [Rakotosaona 1975] | |
Fandikana anglisy | [Provincial] a paramour [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | [Vezo] Amant, amante, ami, amie, maîtresse [Poirot & Santio: Vezo (takila A)] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |