|
|
|
|

Teny iditra1  ambadiky Imanareza
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre [1.3#798]
Ohatra  5  any ambadik'i Manareza, izany hoe raharaha efa ela tsy hetsehina intsony. [2.298]
6  Noho izany dia ataon' ny olona sasany ho farasisa tavela avy tamin' ny fanompoana andriamanitra maro tany ambadik' imanareza izy [1.38]
7  Koa amin-dRazakalambo Mpanefy sy Ratavy, dia resy, famanetsikia ny teny vita, ambadiky Imanareza, koa dia atao gadralava mandrapahafatiny aterina any Antsirabe. [2.784]
Tsipelina hafa  8  ambadikimanareza
Singan-teny  9  ambadika, Imanareza

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/30