Teny iditra | 1 ambainday |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny halavan' ny sakan' ny lamba anaovana ny lay, na ny halavan' ny lain-tsambo, izay iankinan' ny tanjany sy ny heriny Ny halehiben' ny fivelatry ny asa na zavatra iray: Mihevitra ny hanitatra ny ambaindain' itỳ orinasa itỳ aho |
Singan-teny | 4 ambay, lay |
Fivaditsoratra | 5 ambainday, Ambanidia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |