|
|
|
|

Teny iditra1  ambainy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ambay
4  [1.78] [Bezanozano] sakany, ampohiny
5  [1.13] ampohin'ny mahitsizoro
6  [1.62] ampohy: Be ambainy tokoa izany lamba izany raha mahatratra roa metatra
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] lé d'un habit, d'un rideau, etc.: Misy ambainy telo io zipo io (Cette robe a trois lés)
8  [1.13] largeur
Ohatra  9  [2.472] Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy.
Tovy hevitra  10  ambay, sakany

Fivaditsoratra  11  ambainy, animbay, mibiana, mibiaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08