Teny iditra | 1 ambainy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ambay 4 [1.78] [Bezanozano] sakany, ampohiny 5 [1.13] ampohin'ny mahitsizoro 6 [1.62] ampohy: Be ambainy tokoa izany lamba izany raha mahatratra roa metatra |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] lé d'un habit, d'un rideau, etc.: Misy ambainy telo io zipo io (Cette robe a trois lés) 8 [1.13] largeur |
Ohatra |
9 Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472] |
Tovy hevitra | 10 ambay, sakany |
Fivaditsoratra | 11 ambainy, animbay, mibiana, mibiaña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |