|
|
|
|

Teny iditra1  ambaka noho
Singan-teny  2  ambaka, noho
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Latsa-danja, ambany, tsy mahaleo, tsy tsara, tsy mahay: Ianao ve diaho ambaka noho ny zandrinao? [1.1]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  ambaka noho, mahabonoka, mahakobona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26