|
|
|
|

Teny iditra1  ambaka noho
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  ambaka, noho
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Latsa-danja, ambany, tsy mahaleo, tsy tsara, tsy mahay: Ianao ve diaho ambaka noho ny zandrinao?

Fivaditsoratra  6  ambaka noho, hamboanako, mahabonoka, mahakobona, namabohako

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10