|
|
|
|

Teny iditra1  ambakiloha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. )
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tankarana] sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit.
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny ambakiloha io

Fivaditsoratra  7  ambakiloha, mahakobila

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31