Teny iditra | ambalambala (ambala) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Teny tsy mazava loatra, na teny tsy azo mazava ny dikany: Teny ambalambala no nataon' ny anao lahy dia basa izy [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | dont on ne dit pas ou dont on ne saisit pas le sens, paroles évasives [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |