|
|
|
|

Teny iditra1  Ambalanirana
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (haitoetany)
Ohatra  3  Teo Ambalanirana Andrianjaka no nipetraka fony mbola tsy nanjaka, vao nifindra teny Ambohimanga. [2.508]
4  Andrianjaka zanany tamin-dRatsitohinimanjaka, nipetraka teo Ambalanirana sy teo Ambohimanga, dia teny Andringitra ary farany dia teo Antananarivo. [2.508]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31