Teny iditra | 1 Ambalatany |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [2.508] Ny ankamaroan' ny Zafisoro dia ao amin' ny Firaisam-pokontanin' i Mahafasa sy Evato ary Ambalatany ao amin' ny Fivondronam-ponkontanin' i Farafangana. |
Singan-teny | 4 vala, tany |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |