Teny iditra ambany
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
¶ Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io
¶ Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony.
¶ Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao
¶ Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka
¶ Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy under [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay en bas, au dessous [Hallanger 1974]
Sampanteny 
 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny ambany ity (1): Ankiliambany

Teny iditra ambany
Sokajin-teny mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana anglisy [root vany.] Under, beneath, below, down [Richardson 1885]
 down [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sous, bas [Hallanger 1974]
Voambolana 

Teny iditra ambany
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] andrefana [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] The west [Richardson 1885]
Voambolana 

2017/04/16