| Teny iditra | 1 ambaora |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Sakalava] karazam-patsa madinika
[1.78] |
| Voambolana | 4 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Fivaditsoratra | ambaora, 5 ambarao, 6 amboara, Amboara |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|