|
|
|
|

Teny iditra1  ambaraka ny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07